Fihaonana tamin’ny solon-tena avy ao amin’ny BAD

Nihaona tamin’ny solon-tena avy ao amin’ny BAD, 𝐑𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐎𝐮𝐚𝐭𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐑𝐮𝐭𝐡, ny Mpitahiry ny Tombokasem-panjakana Minisitry ny Fitsarana, Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina mpisolo toerana, 𝐑𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐒𝐎𝐀 𝐋𝐚𝐧𝐝𝐲 𝐌𝐛𝐨𝐥𝐚𝐭𝐢𝐚𝐧𝐚.Voaresaka ny hanaovana tomban’ezaky ny fandaharanasa ” Appui à la gestion financière et compétitivité economique ” izay tohanan’i BAD.Nodinihina ihany koa ny anjara andraikitry ny Ministeran’ny Mponina ho fampidirana ny resaka fampitovian-jo ho […]