𝗗𝗜𝗡𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗜𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗭𝗢𝗞𝗬 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔
![post_2024-07-17_1_main.jpg post_2024-07-17_1_main.jpg](http://population.gov.mg/wp-content/uploads/2024/07/post_2024-07-17_1_main-400x400.jpg)
𝗗𝗜𝗡𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗜𝗙𝗔𝗡𝗔𝗢𝗩𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗭𝗢𝗞𝗬 𝗢𝗟𝗢𝗡𝗔 Nisy ny fiarahana nitafatafa ho toy ny Ray aman-dreny sy zanaka teo amin’ireo “Zoky Olona na FIZOMA” mikambana eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Mponina sy Firaisan-kina eto Manakara , omaly ho fanazavana ny tetik’asa TSIMBINA sy fihainoana ireo taraina. Miisa 140 teo ho eo izy ireo. Zon’izy ireo ny hahafantatra izay: -Tokony hisitraka. -Ny […]