๐‘๐Ž๐ƒ๐Ž๐๐„ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€

ยซย ๐’๐š๐ซ๐จ๐›๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ข๐ค๐จย ยป
Niainga teo aminโ€™ny HJRA Anosy ny rodobe ho anโ€™ny fahasalamana. Hihazo ny lalam-pirenena faha-2 sy faha-5 ireo fiara miaraka amin’ny fitaovam-pitsaboana ary ireo mpitsabo. Ankasitrahana ny Minisitry ny fahasamana.
Isaorana manokana Ramatoa Mialy Rajoelina, vadin’i Filoham-pirenenana Andry Rajoelina, satria izy no Reny mpiahy ny 8 Mars, ary manome izao tolotra maimaim-poana ho an’ny fahasalamam-bahoaka izao, miaraka amin’ireo PTF, nametraka hatrany izy amin’ny asa sosialy izay ataony rehetra ny fanomezana lanja ny vehivavy sy ny ankizy indrindra ireo marefo, ka nanao izao tolotra ara-pahasalamana manakaiky vahoaka izao mba hijerena akaiky ireo mpiara-belona.
Manentana antsika rehetra hanantona amin’ireo toerana voatondro, hitondra ny zanantsika hatao vakisiny, isika reny hanao ny fandrindram-piterahana, ary afaka hisitraka ireo tolotra maro isan-karazany.
Ireo mponina ao Manjakandriana, Brickaville sy Fenoarivo Atsinanana ary Toamasina renivohitra no hisitraka ireo karazana tolotra ara-pitsaboana maimaim-poana.
๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ