๐…๐€๐๐Š๐€๐‹๐€๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž ๐•๐Ž๐€๐‹๐Ž๐‡๐€๐๐˜ ๐—ฉ๐—˜๐—›๐—œ๐—ฉ๐—”๐—ฉ๐—ฌ ๐— ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—›๐—œ๐—ก๐—”, ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—˜๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ฆ๐—ข

Tontosa anio ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny andro maneran-tany hoan’ny 8 Mars , izay nokarakarainy Fitaleavam-paritrin’ny Mponina sy ny Firaisankina Fitovinany, misolotena ny Ministeran’ny Mponina sy ny Firaisankina.
Nitarika izany ny filohan’ny 8 Mars Manakara Rtoa Nadine Andrianasolo sy ny Prefen’ny Manakara Rahantamalala Bรฉatrice.
Vory maro ireo Fikambanam-behivavy miisa 32 na sivily na miaramila, izay afaka nitondra fiara, moto ho fanehoana ny Firaisankinanireo vehivavy ato anatin’ny Faritra.
Marihina fa TAM TAM erakin’ny Tanana no niarahana nanatontosa.
Isaorana manokana ireo mpiara-miombonantoka nanotrona sy nanohana tamin’ny fanatontosana izany toy ny ACCESS, UNFPA, FID, ARO.
Hisy indray ny fambolen-kazo iarahana rahampitso maraina, hianga eo amin’ny lapan’ny Tanana amin’ny 6ora sy sasany maraina.
ยซย ๐™๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™ž๐™ง๐™–๐™ž๐™จ๐™–๐™ฃ๐™ ๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ค ๐™ƒ๐™š๐™ง๐™ฎ ยซย