𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐎 𝐋𝐄𝐍𝐓𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐑𝐀𝐋𝐄𝐍𝐓𝐀

𝐅𝐈𝐕𝐎𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐕𝐎 𝐋𝐄𝐍𝐓𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐑𝐀𝐋𝐄𝐍𝐓𝐀 Natao tao Johannesburg, Afrika Atsimo, nandritry ny roa andro ny fikaonandoha entina manamafy ny sehatry ny miralenta amin’ny alalan’ny fanatsarana sy ny fanavaozana ny toekarena eo anivon’i SADC sy ny kaontinanta Afrikanina. Nandray anjara feno tamin’izany ireo solontena avy amin’ny Ministeran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina izay nizara ireo ezaka efa ataon’i Madagasikara indrindra ny […]