𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐎𝐒𝐘 𝐒𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐘

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐍𝐎𝐒𝐘 𝐒𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐘 𝐕𝐎𝐈𝐍𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐁𝐎𝐈𝐍𝐀 𝐌𝐈𝐈𝐒𝐀 𝟏 𝟓𝟑𝟑 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐒𝐀𝐑𝐘 𝐒𝐘 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐕𝐎𝐌𝐁𝐄 𝐀𝐑𝐘 𝐓𝐀𝐎𝐋𝐀𝐆𝐍𝐀𝐑𝐎 Tokatrano traboina miisa 𝟒𝟗𝟖 tao 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐚𝐬𝐚𝐫𝐲 Atsimo sy 𝟔𝟓𝟎 ao 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐯𝐨𝐦𝐛𝐞 Androy ary 𝟑𝟖𝟓 ao amin’ny 𝐅𝐨𝐤𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐦𝐛𝐢𝐧𝐚𝐧𝐢𝐛𝐞 (Taolagnaro) noho ny tondradrano nentin’ny rivodoza Jude no nisitraka tantsoroka avy amin’ny fitondrampanjakana. Lamba firakotra, vary sy menaka ary voamaina miampy ireo fitaovana fidiovana […]