๐Œ๐๐ˆ๐€๐‘๐€-๐Œ๐ˆ๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐€๐๐“๐Ž๐Š๐€ ๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐’๐€๐Œ๐˜ ๐‡๐€๐…๐€ ๐๐Ž ๐Œ๐€๐๐„๐‡๐Ž ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐•๐Ž๐๐Ž๐๐€๐๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€๐‡๐€-๐Œ๐ˆ๐€๐’๐€ ๐€๐Œ๐ˆ๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐„๐‘๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐Ž๐๐ˆ๐๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐-๐Š๐ˆ๐๐€ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐•๐Ž๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€ ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€

Mifanesy ny fanehoana fahavononana ho anโ€™ny fiaraha-miasa miaraka aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Mponina. Mpiara-miombonantoka miisa telo no naneho izany taminโ€™ny endriny samy hafa ny andronโ€™ny 20 febroary 2025 :

โ€“ nanomboka taminโ€™ny fanaovan-tsonia ho fanamafisana fiaraha-miasa aminโ€™ny sehatry ny fiahiana ara-tsosialy nifanaovanโ€™ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž sy ny Solontena Maharitry ny PAM miasa eto Madagasikara, ๐Œ๐š๐ฆ๐š๐๐จ๐ฎ ๐Œ๐›๐š๐ฒ๐ž ;

โ€“ fitsidihana ara-pomba fanajana izay nataonโ€™ireo tomponandraikitra avy aminโ€™ny ONG NADIA ONLUS izay misehatra aminโ€™ny fiarovana ny zonโ€™ny Ankizy ;

โ€“ ny fanehoanโ€™ny PG PAPER ny fahavononany hanangana koperativa handray ny vokatry ny fambolena sy fiompiana ary ny asa tananโ€™ireo vehivavy. Aminโ€™izay fotoana izay dia tsy mila miandry eny an-tsena intsony izy ireo fa tonga dia misy mandray ireo vokatra.

Tanjona hatrany ny fampivoarana ny maha olona.