TETIK’ASA ASA AVOTRA MIRINDRA

DISTRIKAN’ARIVONIMAMO

FARITRA ITASY

Nototosaina ny 06 Novembre 2024 lasa teo ny fizarana ireo fitaovana nentina niasana nandritra ny tetik’asa tao amin’ny kaominina Morarano, fokontany Fenomanana sy Sabotsy, fokontany Mandrosoa sy Morarano.

Ny tetik’asa Asa Avotra Mirindra moa dia tetik’asan’ny fitondram-panjakana eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Mponina sy ny Firaisankina, izay tarihan’i Ramatoa Minisitra RAZAFINJATO Aurélie ,ka ny FID no mpanatanteraka eny ifotony ary ny banky iraisam-pirenena no mpamatsy vola.

Nisaotra sy nankasitsitraka ny fitondram-panjakana hatrany moa ireo mpisitraka