Fandoavam-bola faharoa mitentina 150 000Ariary ho an’ireo tokantrano miisa 1 123 avy amin’ny Boriborintany faha-4 eto Antananarivo Renivohitra izay notarihin’ny Minisitry ny Mponina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž.

Ny fandaharanasa Tsimbina no tantsoroka entin’ny Fitondrampanjakana manohana ireo tokantrano tena marefo manerana ny Nosy hafahan’izy ireo miatrika ny fiakaran’ny vidim-piainana sy enti-mampianatra ny zanany.