Nitsidika ny fanorenana ny tanร na vaovao ao Antsapanimahazo, Kaominina Antsohatany, ny Minisitry Mponina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ sy ireo Tomponandraikitra eny ifotony.
Izany no natao dia nandinihana ireo sakana sy ny fomba hanafainganana ny fahavitan’ny asa fanamboarana sisa tavela. Rehefa tontosa izay dia afaka mandray ireo olona ao anatin’ny tetikasa “Ankohonana miharina” mialohan’ny faran’ny taona 2024 io toeram-pihariana io.