Tonga nanao fitsidihana ofisialy ny Minisitry ny Mponina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ ireo Delegasionina avy amin’ny Dรฉpartement du Vendรฉe, Frantsa, izay notarihin’ny Filohan’ny Filankevitra ๐๐ฅ๐๐ข๐ง ๐๐๐๐๐๐๐ . Tanjona ny fifampiresahana sy fijerena ireo vahaolana ho fampivoarana ny maha olona amin’ny alalan’ny fihariana amin’ny sehatry ny fiompiana sy fambolena mitondra amin’ny fahaleovantena ara-tsakafo.
Avy eo dia niara-nitsidika ny ivotoerana natao handraisana ireo olona vonona hifindra eny Fieferamanga, Distrikan’Arivonimamo, Faritra Itasy izy ireo, izay tafiditra ao anatin’ny tetikasan’ny Filohampirenana ๐๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ atao hoe ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐.
Omena velaran-tany mirefy 2000 tora-droa misy trano fonenana, toeram-piompiana sy fambolena amin’ny alalan’ny teknika ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ireo mpisitraka hahafahany mihary sy manana sakafo ampy ho an’ny ankohonany mandritry ny taona.
Nitarika ny fitsidihana ny Minisitry ny Mponina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ sy ny Sekreteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika, miadidy ny Fahavitan-tena ara-tsakafo, ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐๐ก๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐๐ฏ๐จ ๐๐๐ฆ๐ข๐ง๐ฃ๐๐ญ๐จ๐ฏ๐จ ary ny Sekretera Jeneraly ao amin’ny Sekreteram-panjakana eo anivon’ny Fiadidiana ny Repoblika, miadidy ny Tanร na vaovao sy ny Trano Fonenana izay tompomarika amin’ny tetikasa ANKOHONANA MIARINA. Ny fitsidiana dia notronin’ireo Olomanankaja sy Tomponandraikitra izay notarihin’ny Governoran’ny Faritra ITASY.