๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐. ๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ | ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐
Manodidina ny 5000 ireo fianakaviana marefo no misitraka ny fandoavam-bola faha-folo ny andron’ny 22 septambra 2024 tao aminโny Kaominina Tsivory.
Nitarika sy nanara-maso ny fizarana ny Minisitry ny Mponina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ izay notroninโireo Manampahefana ao an-toerana.
Nitohy taminโny fitsidihana ireo trano eva maneho ny vokatry ny asanโireo mpisitraka ny fotoana, narahina fanazavana manokana mahakasika ny Birao sosialy ary nifarana taminโny fitsidihana ny toeram-pambolena karakarainโireo mpisitraka.
Ny tetikasa ยซ Zara mira ยป dia tetikasanโny fitondrampanjakana, arindranโny Minisiteranโny Mponina sy ny Firaisan-kina, izay vatsianโny UNICEF vola ka ny FID no manatanteraka eny ifotony.