๐€๐’๐€ ๐’๐Ž๐’๐ˆ๐€๐‹๐˜ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐€๐‘๐€-๐Œ๐ˆ๐€๐’๐€ ๐„๐Ž ๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐„๐‘๐€๐โ€™๐๐˜ ๐Œ๐๐Ž๐๐ˆ๐๐€

Nanokana fotoana nifampiresahana taminโ€™ireo mpiara-miasa aminy, tsy ankanavaka, eo anivonโ€™ny Minisitera foibe ny Minisitry ny Mponina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž. Tanjona ny fanatsarana ny asa andavanandro aminโ€™ny alalanโ€™ny fihainoana ireo mpiara-miasa ka hahafahana mamaha ireo olana sy sakana ho anโ€™ny asa.

Ny Minisiteranโ€™ny Mponina dia miahy ireo tokantrano marefo, miaro ny zonโ€™ny ankizy, mitsinjo ireo zokiolona sy manome sehatra ireo olona manana fahasembanana fa indrindra ny fampahaleovan-tena ireo vehivavy. Fehiny dia omena tantsoroka ireo olona marefo mba hizorany aminโ€™ny fivoaram-piainana.

Ny androany kosa dia ireo mpiara-miasa ao aminโ€™ny Minisitera no notolorana fitaovam-pianarana ho fitsinjovana ny zanakโ€™izy ireo aminโ€™izao fidiranโ€™ny mpianatra izao.