π—™π—œπ—Ÿπ—”π—‘-π—žπ—˜π—©π—œπ—§π—₯𝗬 𝗑𝗬 π— π—œπ—‘π—œπ—¦π—œπ—§π—₯𝗔

Notanterahina teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 19 jona 2024 ny Filan-kevitry ny Minisitra, notarihin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehin’ireo Minisitra isan-tokony. Ny Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehiben’ny Governemanta dia misolo tena an’i Madagasikara amin’ny lanonam-pianianan’ny Filohan’ny Repoblikan’i Afrika Atsimo

Afaka tsidihina amin’ity rohy manaraka ity, ny andinindinin’izany tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra ny datin’ny 19 jona 2024 izany: