Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Mponina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž tao aminโ€™ny birao iasany ao Ambohijatovo :

โ€“ ny Filohanโ€™ny Delegasiona manokana ny Tanร nโ€™Antananarivo, Harilala RAMANANTSOA ka nisongadina nandritry ny dinika ny fanamafisam-piaraha-miasa eo aminโ€™ny roa tonta ho fitsinjovana ny mponina ;

โ€“ sy ireo Tomponandraikitra eo anivonโ€™ny orinasa QMM izay nifampiresaka manodidina ny ady atao aminโ€™ny herisetra mifototra aminโ€™ny maha lahy sy ny maha vavy ary ny fampivoarana ny vehivavy.

Tanjonโ€™ny fifampiresahana ny fampivoarana ny maha olona mitondra aminโ€™ny fampizankan-tena indrindra ho anโ€™ireo tokantrano marefo.