๐—›๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—™๐—œ๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก-๐—ž๐—œ๐—ก๐—” ๐—›๐—ข๐—”๐—กโ€™๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—”๐—›๐—œ๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—ฅ๐—”-๐—ง๐—ฆ๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ – ๐—ง๐—ข๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—ก๐—๐—ฌ ๐—”๐—œ๐—ก๐—”.

Mitohy hatrany ny fizarana TOSIKA FANAMPIANA andiany faharoa(02) hoan’ireo tokan-trano izay kilasiana hoe marefo nohon’ny fandalovan’ny rivo-doza nifanesy tato amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana, tamin’ny alalan’ny CPGU/projet ARC-(African Risk Capacity). Primature-Ministeran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina ary ny Ministeranโ€™ny Fambolena sy ny Fiompiana .

Tokantrano miisa 1680 no nisitraka izany tao aminโ€™ny Kaominina Ambanivohitry Manambidala, Vohimary, Andoharano, Distrikanโ€™ny VONDROZO (Vary 25kg, menaka 1l, Voamaina 5kg Siramamy 1kg, Koba 2kg, masombolyโ€ฆ.. isan-tokatrano ny fizarana).

Faly sady velom-pisaorana hatrany hoanโ€™ny Fitondram-panjakana ireo vahoaka mpisitraka satria tsy irery izy ireo ary tsy manadino azy ireo tokoa ny fitondrana ankehitriny.

Alohanโ€™ny fizarana dia misy hatrany ny fanentanana ireo mponina mahakasika ny ady aminโ€™ny HERISETRA mifototra aminโ€™ny maha lahy sy maha vavy, MIRALENTA ary ny FANDRINDRANA NY FIANAM-PIANAKAVIANA (PF).

๐—™๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป’๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

๐—™๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐— ๐—ข ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ก๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—”