πππππ‘-πππ©ππ§π₯π¬ π‘π¬ π ππ‘ππ¦ππ§π₯π
Notanterahina teny aminβny Lapam-panjakana Iavoloha androany Alarobia 19 jona 2024 ny Filan-kevitry ny Minisitra, notarihinβAndriamatoa Filohanβny Repoblika Andry RAJOELINA ary natrehinβireo Minisitra isan-tokony. Ny Praiminisitra, NTSAY Christian, Lehibenβny Governemanta dia misolo tena anβi Madagasikara aminβny lanonam-pianiananβny Filohanβny Repoblikanβi Afrika Atsimo
Afaka tsidihina amin’ity rohy manaraka ity, ny andinindinin’izany tatitry ny Filan-kevitry ny Minisitra ny datinβny 19 jona 2024 izany: