๐•๐€๐‘๐Ž๐“๐‘๐€ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐‘๐€๐“๐ˆ๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐‡๐€๐ˆ๐™๐€-๐Œ๐€๐๐€๐Ž๐’๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐„๐‡๐ˆ๐•๐€๐•๐˜

Tonga maro eto Mahajanga ireo solontenan’ny fikambanam-bevivavy manerana ny Nosy ka anisany hetsika lehibe tanterahina mandritry ny 03 andro ny fampiratiana ny fahaiza-manaon’izy ireo.

Nanome voninahitra izany ny vadinโ€™ny Filohanโ€™ny Repoblikanโ€™i Madagasikara, Ramatoa ๐Œ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐‘๐€๐‰๐Ž๐„๐‹๐ˆ๐๐€ izay nitsidika ireo trano heva rehefa avy nijery ireo mpisitraka ny caravane mรฉdicale ยซ sarobidy ny aiko ยป.

Nanotrona azy nandritra izany ireo Mpikambana ao Governemanta sy ireo vadina Minisitra izay nahitana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž.

Nisy ihany koa ny fanolorana fampitaovana samihafa ho fanohanana ny fizakan-tenan’ireo Vehivavy avy amin’ny fikambanana samihafa.

๐…๐ˆ๐“๐Ž๐•๐ˆ๐€๐-๐‰๐Ž ๐’๐˜ ๐…๐ˆ๐™๐€๐Š๐€๐-๐“๐„๐๐€ ๐‡๐Ž ๐€๐โ€™๐๐˜ ๐•๐„๐‡๐ˆ๐•๐€๐•๐˜ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐“๐Ž๐•๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ๐‘๐„๐‡๐„๐“๐‘๐€