Tonga nitondra izay voatsirambinβny tanana ireo manam-pahefana isan-tsokajiny teto Ambositra androany izay notarihinβny Atoa Gouverneur, Atoa PrΓ©fet,Chef CISCO, ny solontena ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy Firaisankina ,ny Lefitry Benβny TanΓ na Ambositra II,ary nanolotra : Fitaovana ilaina amininβny fiainana andavanβandro, bodofotsy, koveta, sceau, sakafo ,savony, fitaovam-pianarana β¦ ho anβireo tokatrano miisa 9 izay may trano .
Zaza roa nilalao afo no nahatonga ny loza araky ny voalaza
Aoka isika rehetra mba samy hitandrina sy hahay hifehy ny afo, tsy avela irery eo antanana ny kilonga tsy mbola mahafehy afo, hiaraka hiady aminβny dorotanety.
Mankasitraka antsika rehetra maneho firaisankina aminβny mpiara-belona