๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€๐’๐€ ๐™๐€๐‘๐€ ๐Œ๐ˆ๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐•๐Ž๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€ ๐Ž๐‹๐Ž๐๐€ ๐€๐Ž ๐“๐’๐ˆ๐•๐Ž๐‘๐˜. ๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐๐Ž๐’๐˜ | ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐’๐€๐‘๐˜ ๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž

Manodidina ny 5000 ireo fianakaviana marefo no misitraka ny fandoavam-bola faha-folo ny andron’ny 22 septambra 2024 tao aminโ€™ny Kaominina Tsivory.

Nitarika sy nanara-maso ny fizarana ny Minisitry ny Mponina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž izay notroninโ€™ireo Manampahefana ao an-toerana.

Nitohy taminโ€™ny fitsidihana ireo trano eva maneho ny vokatry ny asanโ€™ireo mpisitraka ny fotoana, narahina fanazavana manokana mahakasika ny Birao sosialy ary nifarana taminโ€™ny fitsidihana ny toeram-pambolena karakarainโ€™ireo mpisitraka.

Ny tetikasa ยซ Zara mira ยป dia tetikasanโ€™ny fitondrampanjakana, arindranโ€™ny Minisiteranโ€™ny Mponina sy ny Firaisan-kina, izay vatsianโ€™ny UNICEF vola ka ny FID no manatanteraka eny ifotony.