Nitsidika ny fanorenana ny tanร na vaovao ao Antsapanimahazo, Kaominina Antsohatany, ny Minisitry Mponina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž sy ireo Tomponandraikitra eny ifotony.

Izany no natao dia nandinihana ireo sakana sy ny fomba hanafainganana ny fahavitanโ€™ny asa fanamboarana sisa tavela. Rehefa tontosa izay dia afaka mandray ireo olona ao anatinโ€™ny tetikasa โ€œAnkohonana miharinaโ€ mialohanโ€™ny faranโ€™ny taona 2024 io toeram-pihariana io.