π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 πŒππŽππˆππ€ π’π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ π€π“π’πˆππ€ππ€ππ€

Taorian’ny Boriboritany Ankirihiry dia Vehivavy miisa 150, solontena avy amin’ny fikambanana maro avy amin’ny Boriboritany Tanambao V, no nandray anjara tamin’ny dinidinika ambany tafotrano mitondra ny lohahevitra hoe 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐦𝐨𝐝𝐞π₯𝐲.

Tanjona hatrany ny fampizakan-tena an’ireo vehivavy mivondrona anaty fikambanana. Eo ihany koa ny fampahafantarana ny antom-pisian’ny fanamarihana manokana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny zon’ny Vehivavy izay ankalazaina isaky ny 08 martsa.