π…πˆπ“π€π‹π„π€π•π€πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 πŒππŽππˆππ€ π’π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ‘π€πˆπ’π€π-πŠπˆππ€ πŒπ€π“π’πˆπ€π“π‘π€ π€πŒππŽππ˜

π“π€ππ“π’πŽπ‘πŽπŠπ€ π‡πŽ 𝐀𝐍’πˆπ‘π„πŽ π€ππŠπˆπ™π˜

Namangy Ivon-toerana roa mitaiza ireo Zaza kamboty sy ireo zanak’ireo tokantrano sahirana miisa 260 ireo iraky ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay nitondra vatsy ho fanampiana azy ireo.

Faly sy ravo ireo Mpanabe sy ireo Kilonga fa tsy manadino azy ireo ny Fitondrampanjakana.

Niara-nisalahy tamin’ny fanatanterahana izany ny Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Vohibato.