π πππ πππππ ππππππππππ ππ πππππ ππππ
ππ-ππ.ππ.ππππ
Fampiofanana mahakasika ny Vonjy aina ho anβireo mpiara-miasa ao aminβny Ministeranβny Mponina sy ny solontena avy aminβny Centre dβadoption miisa 14 manerana ny Nosy. izay eo ambany fiahianβny Ministeranβny Mponina.
Tontosa izao noho ny fiaraha-miasa eo aminβny Ministeranβny Mponina sy ny Firaisankina sy ny ONG AINA SOA.