π ππππππ ππππππππππππππ
π πππππππ-ππ ππ π ππππππ-ππππ ππ ππ’ππ ππππππππ ππ ππ ππππππππ πππππππ
Hetsika maro no nanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny Vehivavy tao amin’ny faritra Vakinankaratra.
Nanamarika izany ny fotoam-pivavahana izay nanokafana ny fankalazana, ny fampiofanana mahakasika ny ady amin’ny herisetra, ny hetsika ara-pahasalamana maimaim-poana sy ireo hetsika sosialy isan-karazany nanohanana ireo vehivavy voafonja sy ireo ankizivavy beazina ao amin’ny Ivotoerana Fitiavana.