π ππππππ πππππππππ ππππππ
πππ πππππππ ππ ππππ’ππ ππππππππ πππππππππ
Asa fiahiana ara-tsosialy maro no natao tao amin’ireo Kaominina miisa telo ao Lalangina : Ivoamba sy Taindambo ary Ialananindro.
Nomena tohan’aina ireo Zokiolona mihoatry ny 70 taona ary notolorana milina fanjairana ireo Vehivavy mivondrona anaty fikambanana ho fampizakan-tena azy ireo.
Nitarika izany ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina izay notronon’ny Kestiora voalohany sady Solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy tao Lalangina.