π…π€π‘πˆπ“π‘π€ πŒπ€π“π’πˆπ€π“π‘π€ π€πŒππŽππ˜

π…πˆπ€ππ€π‘π€ππ“π’πŽπ€

Ho fiahiana sy tantsoroka ho azy ireo dia Zokiolona miisa 300 ao Fianarantsoa renivohitra no nozarana fehezan-karona misy vary, menaka sy kafe ary sira.

Nanolotra izany amin’ny anaran’ny fitondram-panjakana ny Ministry ny Fanabeazam-pirenena sady Ministra miahy ny Faritra Matsiatra Ambony izay notronin’ny Talen’ny Kabinetran’ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina sy ireo tomponandraikitra ao an-toerana.