๐…๐€๐‘๐ˆ๐“๐‘๐€ ๐€๐‹๐€๐Ž๐“๐‘๐€ ๐Œ๐€๐๐†๐Ž๐‘๐Ž

๐‹๐€๐๐Ž๐๐€๐๐€ ๐…๐€๐Œ๐„๐“๐‘๐€๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐ƒ๐ˆ๐’๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐๐„๐โ€™๐๐˜ ๐“๐€๐๐€ฬ€๐๐€

Tontosa ny lanonana fametrahana ny samboadin’ireo Benโ€™ny tanร na miisa 53 izay voafidy tao anatinโ€™ny Distrikanโ€™Ambatondrazaka sy Amparafaravola ary Andilamena. Notolorana mari-boninahitra ihany koa ny Prรฉfet ao Ambatondrazaka. Ny lanonana dia nialohavana diabe namakivaky ny tanร na.

Nitarika ny fotoana ny Minisitry ny Atitany izay mpiahy ny Faritra Alaotra Mangoro notronin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay nahitana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž.