ยซ Fampanananโ€™asa ny olona jamba, mitaky fandraisana andraikitry ny tsirairay ho aminโ€™ny fampandrosoana mampiaty ยป

Taorianโ€™ny filaharambe mamakivaky ny tanร nanโ€™Antsirabe niarahana taminโ€™ireo olona manana fahasembanana ara-pahitana dia miisa 160 izy ireo no notolorana fehezan-karona izay nahitana vary, menaka, ronono, savony. Nomena fitaovana ihany koa izy ireo toy ny tehina fotsy sy akora ilainy aminโ€™ny fanaovana asa tanana.

Ho fanomezan-danja ny fahaiza-manaonโ€™izy ireo dia nisy ny laobary andasy niarahana taminโ€™ny Fivondronanโ€™ny Orinasanโ€™ny Vakinakaratra (FIOVA). Tanjona ny fampanananโ€™asa mitondra ho aminโ€™ny fahaleovantena. Ohatra mivaingana ny fisianโ€™ny olona manana fahasembanana miisa 03 izay miasa ao aminโ€™ny fiadidiana ny Faritra Vakinankaratra.

Nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž, notroninโ€™ny Solombavambahoaka voafidy tao aminโ€™ny Distrikanโ€™i Vohibato sy ireo manampahefana ao an-toerana.