𝐀𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐒𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐊𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐎𝐕𝐈𝐀𝐍-𝐉𝐎 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐇𝐘 𝐒𝐘 𝐕𝐀𝐕𝐘

𝐀𝐭𝐫𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐤𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐭𝐨𝐯𝐢𝐚𝐧-𝐣𝐨 𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐡𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐚𝐯𝐲 Nanatanteraka atrikasa mahakasika ny fampitovian-jo eo amin’ny lahy sy ny vavy ary ny fampandraisana anjara ny vehivavy hifanaraka amin’ny Politika Nasionaly ho fampandrosoana ny firenena ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina. Niarahana tamin’ireo firaisamonim-pirenena sady notohanan’ireo mpiara-miombonantoka ara-bola sy ara-teknika ny fanatanterahana izany. Ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina, […]