FIFANINANANA BASKET SUR FAUTEUIL IZAY NOKARAKARAIN’NY ” CLUB OMNI-SPORT PARALYMPIQUE AMORON’I MANIA ( COSPAM)

FIFANINANANA BASKET SUR FAUTEUIL IZAY NOKARAKARAIN’NY ” CLUB OMNI-SPORT PARALYMPIQUE AMORON’I MANIA ( COSPAM) Androany no nifarana ny lalao aram-pirahalahiana izay nataon’ireo ekipa manana fahasembanana avy any Antananarivo, Antsirabe ary Ambositra. Nibata ny amboara isika eto Ambositra COSPAM ary laharana faha-2 kosa ireo avy any Antsirabe. Nahafinaritra ny lalao ary hita taratra ny fahavononana hanao Fanatajahatena sy hanamafy ny Firaisankina. […]