𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐅𝐈𝐀

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐒𝐎𝐅𝐈𝐀 𝐕𝐎𝐈𝐍-𝐊𝐀𝐕𝐀 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐓𝐑𝐀𝐁𝐎𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐋𝐀𝐕𝐀 Taorian’ny haitrano indroa miantoana ny 8 sy 9 jona 2025 teo, tao amin’ny Distrika Analalava dia nanetsika haingana ireo fanampiana vonjy maika ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina ho fanohanana ireo tokantrano miisa 43, ahitana traboina mitontaly 130. 📍 Marovatolena: nahitana fianakaviana 18 📍 Kaominina Befotaka : fianakaviana 25 Vatsy ara-tsakafo […]