𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐕𝐀𝐓𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘

𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐕𝐀𝐓𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐙𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐙𝐀 𝐈𝐇𝐀𝐍𝐘 𝐊𝐎𝐀 𝐍𝐘 𝐒𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀 Tonga maro ireo ray aman-dreny nitondra ny zanany atao fizaham-pahasalamana tao Mananjary : – teo ny fanaovana vakisy voalohany izay miisa 30 – sy ireo zaza 67 nanohy vaksiny manaraka, – nahazo fitiliana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo tamin’ny alalan’ny fandanjana sy fandrefesana sandry ireo zaza miisa 120 – nozahana manokana ny fahasalaman’ireo zaza […]