TOSIKA VONJY AINA

TOSIKA VONJY AINA FARITRA ATSIMO ATSINANANA Notanterahina tao amin’ny Kaominina Ambanivohitry MAHATSINJO, Distrikan’ny VONDROZO ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fitsinjarana ireo fanampiana ara-tsakafo andiany voalohany hoan’ireo tokatranao izay kilasiana hoe marefo manolohana ny SAKAVE misy ankehitriny ao anatin’ny Kaominina vitsivitsy Atsimo Atsinanana. Ireo tokatrano ahitana vehivavy mampinono, zaza enina(06) volana ka hatramin’ny 23 volana, zokiolona, olona manana fahasembanana no […]