TETIK’ASA TSIMBINA

TETIK’ASA TSIMBINA DISTRIKAN’NY VANGAINDRANO FARITRA ATSIMO ATSINANANA Notontosaina ny 01-02-03 Novembre 2024 ny fizarana ny tohana ara-bola mitotaly 150 000 ariary isan-tokatrano( andiany Faharoa) amin’ ny alalan’ny TETIKASA TSIMBINA, anohanana ireo tokatrano tena marefo ato anatin’ny Distrikan’ny Vangaindrano, entina anamaivanana ny fiakatry ny vidim-pianana sy anohanana ny Ray aman-dReny amin’ny fampidirana ny mpianatra an-tsekoly. Kaominina miisa Sivy (09) ato anatin’ny […]