𝐃𝐑𝐏𝐒 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐍𝐉𝐈𝐑𝐎𝐅𝐎

DRPS ANALANJIROFO FIKAMBANAM-BEHIVAVY , AIZA AVY ? MANAO INONA ? MIJORO ARA-PANJAKANA VE ? INONA NY VINA SY TETIK’ASA ? Mba hamantarana Marina momba ireo fikamabanam-behivavy sy ny tanjon’zy ireo , dia mihezaka manao fidinana ifotony ny ekipa aty amin’ny DRPS /SDPS rehetra aty Analajirofo , manao fampivondronana ireo fikamabanam-behivavy eny amin’ny Kaominina sy Fokontany. Izao no natao dia mba […]