𝐀𝐈𝐙𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐈𝐙𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐓𝐒𝐎𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 ?

𝐀𝐈𝐙𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐈𝐙𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐍𝐉𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐑𝐀-𝐓𝐒𝐎𝐒𝐈𝐀𝐋𝐘 𝐄𝐓𝐎 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐈𝐊𝐀𝐑𝐀 ? Anisany noresahina mandritry ny Iray volan’ny Ankizy ny maha zava-dehibe ny asa fiahiana ara-tsosialy eto Madagasikara. Nisy noho izany ny fihaonan-dRamatoa Minisitra 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐍𝐉𝐀𝐓𝐎 𝐀𝐮𝐫𝐞́𝐥𝐢𝐞 tamin’ireo mpiara-miombonantoka ho fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ireo sehatra isan-karazany ho fanohanana ny asa sosialy manerana ny Nosy. Manana anjara toerana lehibe amin’ny fanampiana ireo olona […]