𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐓𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐒𝐈𝐄𝐅 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍-𝐊𝐈𝐍𝐀

𝐀𝐌𝐏𝐘 𝐓𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐀𝐒𝐈𝐄𝐅 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐍-𝐊𝐈𝐍𝐀 Nitso-drano sy nirary soa ireo mpiara-miasa handray anjara amin’ny fifaninana ara-panatanjahantena ASIEF ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina 𝐑𝐀𝐙𝐀𝐅𝐈𝐍𝐉𝐀𝐓𝐎 𝐀𝐮𝐫𝐞́𝐥𝐢𝐞 : ” ho tsara mandroso sy tsara miverina ary hibata amboara amin’ny sehatra rehetra handraisana anjara ianareo “. Fitafy, fitaovana enti-mahandro, sakafo ampy mandritry ny fotoana hanaovana […]