𝐕𝐀𝐓𝐒𝐘 𝐓𝐒𝐈𝐍𝐉𝐎 𝐒𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐎𝐇𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐓𝐀𝐎 𝐌𝐀𝐓𝐒𝐈𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐎𝐍𝐘

Manodidina ny 17000 ireo tokantrano nisitraka ireo vatsy tsinjo tao amin’ny Faritra Matsiatra ambony nandritra ny fitsidihana notanterahin’ny Filohan’ny Repoblika sy Ramatoa vadiny tany an-toerana. Nahazo tombony manokana ihany koa ireo fikambanam-behivavy miisa 17 tao Fianarantsoa izay nahazo fanohanana avy amin’ny Fitondram-panjakana hampiroboroboana ny seha-piharian’izy ireo