Anaty fanatanterahana ireo fanambin’ny Filohan’ny Repoblika 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐲 π‘π€π‰πŽπ„π‹πˆππ€, sady ao anatin’ny fiaraha-mientan’ny Ministeran’ny Foloalindahy, ny Ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, ary ny Ministeran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina dia tontosa ny fanolorana fitaovana ho an’ireo Bekotro maro olatra sy Zokiolona izay raisina an-tanana ao amin’ny Akany Fiadanantsoa Moramanga.

Nisy ihany koa fizarana kilalao ho an’ny ankizy avy amin’ireo tokantrano marefo ao amin’ny Distrikan’i Moramanga amin’izao fankalazana ny faha-65 niverenan’ny fahaleovantena izao.