ยซ Fampanananโasa ny olona jamba, mitaky fandraisana andraikitry ny tsirairay ho aminโny fampandrosoana mampiaty ยป
Taorian’ny filaharambe mamakivaky ny tanร nan’Antsirabe niarahana tamin’ireo olona manana fahasembanana ara-pahitana dia miisa 160 izy ireo no notolorana fehezan-karona izay nahitana vary, menaka, ronono, savony. Nomena fitaovana ihany koa izy ireo toy ny tehina fotsy sy akora ilainy aminโny fanaovana asa tanana.
Ho fanomezan-danja ny fahaiza-manaon’izy ireo dia nisy ny laobary andasy niarahana tamin’ny Fivondronan’ny Orinasan’ny Vakinakaratra (FIOVA). Tanjona ny fampananan’asa mitondra ho amin’ny fahaleovantena. Ohatra mivaingana ny fisian’ny olona manana fahasembanana miisa 03 izay miasa ao amin’ny fiadidiana ny Faritra Vakinankaratra.
Nanome voninahitra ny fotoana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐, notroninโny Solombavambahoaka voafidy tao aminโny Distrikanโi Vohibato sy ireo manampahefana ao an-toerana.