ππππππππ πππππ πππππππ ππππππ : πππ π ππππππππππ ππ ππππππ ππππππππππππππππ
Ho fanomanana ny fivoriam-be eo anivonβny SADC dia mitohy ny asa fanadiovana ataon’ireo mpiara-miasa avy aminβny Ministeranβny Mponina sy ny Firaisan-kina. Izao dia atao ho fanamafisana ny asa efa mahazatra eo anivon’ny Minisitera noho ny zava-dehibe sy ny lazanβny hetsika iraisam-pirenena ho avy.
Manomboka eo amin’ny rond point Andranotapahana, mizotra mankany aminβny lalam-baovao Ambohitrimanjaka no hifantoan’ny fanadiovana ao anatin’ny andro maromaro. Hifandrimbona amin’izany ny mpiasan’ny Minisitera miaraka amin’ny mponina manodidina : mamafa lalana, manala ireo fako sy bozoka amin’ny sisin-dalana mba hahazoana endrika madio sy mahasarika ny faritra.