Manodidina ny 17000 ireo tokantrano nisitraka ireo vatsy tsinjo tao amin’ny Faritra Matsiatra ambony nandritra ny fitsidihana notanterahin’ny Filohanβny Repoblika sy Ramatoa vadiny tany an-toerana. Nahazo tombony manokana ihany koa ireo fikambanam-behivavy miisa 17 tao Fianarantsoa izay nahazo fanohanana avy amin’ny Fitondram-panjakana hampiroboroboana ny seha-piharian’izy ireo