π ππππππ ππππππππππ
π πππππππ-ππππ ππ ππ’ππππ ππππππππππ πππππ π ππ ππππ’ππ πππππππππ ππππππππππ ππ ππ ππππππππππ
Aminβizao ankatoky ny asaramanitra izao dia nahatsiaro ireo fianakaviana marefo ara-pivelomana miisa 1000 ao amin’ny Kaominina Talatamaty sy ny manodidina ny fitondrampanjakana ka fehezan-karona misy sakafo no nomena azy ireo.
Nifanotrona sy naneho firaisankina tamin’ny fantanterahana izany ny Minisiteran’ny Mponina sy ny Firaisan-kina sy ny Governoran’ny Faritra Analamanga miaraka amin’ny Solombavambahoaka voafidy tao Ambohidratrimo sy ny Lehiben’ny Distrika ary ireo Tomponandraikitra eny ifotony.