Ankoatry ny fandraisana an-tanana ny fanafody fitsaboana sy ireo tolotra avy amin’ny Governemanta dia mbola mitohy ny fanohanana ara-tsosialy ho an’ireo fianakaviana marary miisa 26 mbola manaraka fitsaboana.
Tonga teny amin’ny Hopitaly HJRA ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ sy ireo mpiara-miasa aminy eo anivon’ny Minisitera, nanatontosa izany. Nisy ihany koa ny fankaherezana ara-panahy izay nataon’ny Pasitera ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐๐๐ซ๐ญ, filoha nasionalin’ny METM sady mpandrindra ny ONG TAK.
Ankasitrahana ny fanoloran-tena andro aman’alina ataon’ireo mpitsabo eny amin’ny hopitaly ho fanavotana ny ain’ireo mpiray tanindrazana.