π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π•π€π“πŽπ•π€π•π˜

π…π€ππ“π€π“π‘π€πŽ 𝐕𝐄 𝐅𝐀 πŒπ€ππ€π-𝐃𝐀𝐍𝐉𝐀 π€πŽ π€ππ€π“πˆπ’𝐍𝐘 π•π€π“π’πˆπ’π€ππŠπŽπ‡πŽππ€ππ€ 𝐍𝐘 π™πŽπ’𝐍𝐘 π€ππŠπˆπ™π˜ ?

Tokantrano marefo miisa 4.554 no misitraka ny fandaharanasa Ankohonana Miarina ao amin’ny Distrikan’i Mananjara ka ny Kaominina Kianjavato, Ambohimiarina II, Antsenavolo sy Marokarima ary Mahatsara Sud izy ireo.

Ny π•πšπ­π¬π’π§’𝐚𝐧𝐀𝐨𝐑𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 dia tantsoroka ara-bola sitrahan’izy ireo avy amin’ny fitondrampanjakana mandritry ny 3 taona.

Tao anatin’izany dia nisy ny fanentanana maro sy fampahafantarana ireo mpisitra indrindra fampahatsiahivana ireo rah aman-dreny mahakasika ireo zo fototry ny zaza.