Atao mandritry ny 02 andro ny atrikasa fandravonana ny paikady nasionaly hiadiana aminโny herisetra mifototra aminโny maha lahy na ny maha vavy. Dingana manaraka ny famoahana drafitra entina hanatsarana ny paikady ho an’ny taona 2025-2030.
Nitarika ny fotoana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐, notroninโireo mpisehatra aminโny ady atao aminโny herisetra mifototra aminโny maha lahy na ny maha vavy.