๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐’๐๐ ๐๐๐๐๐๐
Miray feo amin’ireo Distrika 120 manerana ny Nosy i Ambohidratrimo amin’ny fanomezana hasina ny zon’ny ankizy ao anatin’izao iray volan’ny Ankizy izao.
Nisongadina nandritry ny lanona fankalazana ny fanentanana sy fampahafantarana ny zo fototry ny ankizy. Nohamafisina ny andraikitry ny ray aman-dreny eo amin’ny fanatanterahana sy fiarovana izany zo izany.
Nitohy avy hatrany tamin’ny fanomezana tantsoroka ho an’ireo akany Avoko sy CESAM izay mpiahy zaza kamboty sy autiste izay nomena vary sy menaka ary voa-maina ho fanohanana ny andavanandron’izy ireo.
Nitarika ny fankalazana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐ izay notronin’ny Solombavambahoaka sy ireo solontenam-panjakana sivily sy miaramila ary ireo mpiara-miombonantoka.