Atao mandritry ny 02 andro ny atrikasa fandravonana ny paikady nasionaly hiadiana aminโ€™ny herisetra mifototra aminโ€™ny maha lahy na ny maha vavy. Dingana manaraka ny famoahana drafitra entina hanatsarana ny paikady ho an’ny taona 2025-2030.

Nitarika ny fotoana ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐‘๐€๐™๐€๐…๐ˆ๐๐‰๐€๐“๐Ž ๐€๐ฎ๐ซ๐žฬ๐ฅ๐ข๐ž, notroninโ€™ireo mpisehatra aminโ€™ny ady atao aminโ€™ny herisetra mifototra aminโ€™ny maha lahy na ny maha vavy.