๐๐ฟ๐ฎ๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ป๐ธ๐ถ๐๐ โ ๐ต๐ฒ๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐๐ผ
Nanatanteraka hetsika fizahana maso maimaimpoana ny Ministeranโny Mponina sy ny Firaisan-kina, niarahana taminโny Adventist International Eye Services ka zaza tsy misy mpiahy 15 taizana eo anivonโny Akany Fitahiana Anosizato-Atsinanana I no nisitraka izany.
Nijery ny fizotran’izany sady naneho teny fankaherezana ho an’ireo ankizy ireo ny Minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ฎ๐ซ๐ฬ๐ฅ๐ข๐.